| Entrée | 1 afa-pana |
| Mots élémentaires | 2 afaka, 3 fana |
| Partie du discours | 4 adjectif |
| Explications en malgache |
5 efa tsy mifana intsony, izany hoe tsy mijanona eo am-pandriana intsony rahefa avy teraka [2.313] |
| Exemples |
6 Rehefa afa-pana i Sahondra, dia nidina hitsidika an-drainy tany Andovosira
[1.280]
|
| Vocabulaire | 7 Santé |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|