Entrée ady fombo
Partie du discours locution
Définition malgache  [Bara] ady, ady saritaka [Rakotosaona 1975]
  [Betsimisaraka] korontana, fifamelezana (bagarre) ady maro hiarahan'olona marobe manao ka mandeha daholo na antsy na tapakazo [Rakotosaona 1975]
 [ adifombo ] [Tanosy] Adilahy [Rakotosaona 1975]
 [ adifombo ] adilahy [Akademia 2005]
 fifandonan' olona amin-kevitra na amim-batana noho ny fahatezerana [Akademia 2005]

Mis à jour le 2020/07/31