Entrée adraiko (draiko)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Asaina midraiko, asaina mandeha mijaikojaiko: Adraikony erỳ ny tongony rehefa mandeha, mova tsy irony zaza be parasy fahiny irony [1.1]
Morphologie 
Présent : adraiko, adraikoko, adraikonao, adraikony, adraikontsika, adraikonay, adraikonareo, adraikon', adraikon-, adraikom-
Passé : nadraiko, nadraikoko, nadraikonao, nadraikony, nadraikontsika, nadraikonay, nadraikonareo, nadraikon', nadraikon-, nadraikom-
Futur : hadraiko, hadraikoko, hadraikonao, hadraikony, hadraikontsika, hadraikonay, hadraikonareo, hadraikon', hadraikon-, hadraikom-
Impératif : adraikoy

Mis à jour le 2023/01/05