Entrée adonadona
Partie du discours nom
Définition malgache Avonavona aseho amin' ny fihetsika toa mirehareha, mieboebo, ka ny tongotra angadongadona, ny loha aanjonanjona ary ny fiteny atao somary hentitrentitra toa manambonimbony tena
Mitovy hevitra: fieboeboana ~ lanjalanja loha ~ rehareha [Rajemisa 1985]
Définition anglaise pride, haughtiness of spirit, contemptuousness. See rehareha. [Richardson 1885]
Définition française Orgueil, mépris [Abinal 1888]
Vocabulaire 
Dérivations 
Morphologie 
adonadona
adonadoko
adonadonao
adonadony
adonadontsika
adonadonay
adonadonareo
adonadon'
adonadon-
adonadom-
adonado-

2013/09/08