Entrée adokadoka
Partie du discours nom
Définition malgache Avonavona aseho amin' ny fihetsiky ny loha sy ny famindra, na amin' ny tomba fiteny mizahozaho na milohaloha [Rajemisa 1985]
Définition française Hauteur, fierté; recherche dans le port, la démarche, la parole [Abinal 1888]
Dérivations 

2013/09/08