Entrée adiresy
Partie du discours nom
Définition malgache Fanondroana ny toerana onenan' ny olona iray: Aza fady indrindra mba lazao ahy kely ny adiresin-drainao [Rajemisa 1985]
Définition française adresse [SLP: Voambolana]
Morphologie 
adiresy
adiresiko
adiresinao
adiresiny
adiresintsika
adiresinay
adiresinareo
adiresin'
adiresin-
adiresim-
Origine Français: adresse.

2013/12/05