|
|
|
|

Entrée (1/2)1 adiny
Radical  2ady
Partie du discours  3 nom ady et pronom
Explications en malgache  4 Ny iray ampahefatra amby roapolon' ny andro iray manontolo; fotoana vitan' ny sahazabem-pamantaranandro mihodina indray mandeha tanteraka: Efa adiny roa izao no niandrasako anao teto. Mba hilazana ny ampahan' ny ora dia ny teny adiny ihany no ampiasaina: Antsasak' adiny, ampahefatr' adiny [1.1]
Explications en français  5 ady [Tankarana] [1.19]
6 heure [1.5]
Exemples  7 adiny firy? (Combien d'heures?) [1.5]
8 adiny roa (Deux heures) [1.5]
9 adiny roa latsaka kely (Presque deux heures) [1.5]
10 adiny roa mahery kely (deux heures et quelque) [1.5]
11 adiny roa marina (deux heures pile) [1.5]
12 adiny roa katroka (deux heures pile) [1.5]
13 adiny roa ngarangidina (deux heures d'affilée) [1.5]
14 adiny roa misesy (deux heures d'affilée) [1.5]
15 adiny roa tsy miato (deux heures d'affilée) [1.5]
16 Antsasak' adiny (Une demi-heure) [1.5]
17 Fahefatr' adiny (Quinze minutes) [1.5]
Vocabulaire  18 Temps
Synonymes  19adim-pamantaranandro, ora

Entrée (2/2)20 adiny
Partie du discours  21 nom ady et pronom
Explications en malgache  22 Ny mafy, ny sarotra, ny manahirana amin' ny raharaha iray: Ny manoro toa mora, fa ny manao no adiny. Mora ny miteny fa ny manao no adiny [1.1]
Explications en français  23 Le point capital, la difficulté d'une chose, son noeud [1.3]

Anagrammes  24 adiny, 25 diany, 26 idina, 27 inday, 28 India

Mis à jour le 2025/09/12