Entrée adilahy (ady, lahy)
Partie du discours nom
Définition française dispute entre égaux our la supériorité [Abinal 1888]
Morphologie 
adilahy
adilahiko
adilahinao
adilahiny
adilahintsika
adilahinay
adilahinareo
adilahin'
adilahin-
adilahim-
Exemples Miteraka adihevitra sy adilahy ny fehezan-dalàna tamin’ny 1992 isaky ny fifidianana. [SeFaFi ]

2014/06/27