| Entrée | 1 adify |
| Radical | 2 dify |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Asiana dify, karazana jongy fanao amin' ny tsihy: Nadifiny tsara ny tsihy.
5 Asaina miala amim-pahakingana mba tsy ho hita: Adifio izy sao mahita an-dreniny. [1.1] |
| Explications en anglais |
6 used of the hair plaited in the above manner, or of something turned aside.
[1.2] |
| Morphologie |
|
| Anagrammes | 11 adify, 12 fiady |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|