|
|
|
|

Entrée1  aboraka
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  boraka
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] Aseho, lazaina hatramin' ny antsipiriany: Naborany tamiko ny tao ampony
Explications en français  9  [1.3] qu'on délie, qu'on défait, qu'on déballe, qu'on manifeste
Exemples  10  [2.499] naborany tao ny fitiavany sy ny faniriany azy ho kintan' ny tokantranony.
11  [2.499] Ka dia aborako aminao izay zavatra rehetra karohiko, sady ny aina koa tsy mifametra, ka sao dia maty mangina irery atý aho, ka ho very tadidy izay rehetra namonoako tena!
Synonymes  12  borahina

Anagrammes  13  abarako, aboraka, arabako

Mis à jour le 2025/07/29