Entrée |
aboaboina
(aboabo (abo))
|
Partie du discours | verbe passif
|
Définition malgache | avoavoina, aingaingaina, ambonina ¶ deraina fatratra, ankalazaina izaitsizy: Noaboaboina eran' ny tanàna ny mpandresy ¶ asondrotra, akarina: Mandry rano loatra io tapenaka io ka aboaboy kely [Rajemisa 1985]
|
Définition anglaise | to be exalted, to be elevated [Richardson 1885]
|
Définition française | qu'on vante, qu'on exalte [Abinal 1888]
|
Morphologie |
aboaboina
aboaboiko
aboaboinao
aboaboiny
aboabointsika
aboaboinay
aboaboinareo
| |
noaboaboina
noaboaboiko
noaboaboinao
noaboaboiny
noaboabointsika
noaboaboinay
noaboaboinareo
| |
hoaboaboina
hoaboaboiko
hoaboaboinao
hoaboaboiny
hoaboabointsika
hoaboaboinay
hoaboaboinareo
| |
aboaboy | |
|
Exemples | Noaboaboina eran' ny tanàna ny mpandresy [Rajemisa 1985]
|
|