Entrée aboaboina (aboabo (abo))
Partie du discours verbe passif
Définition malgache avoavoina, aingaingaina, ambonina
¶ deraina fatratra, ankalazaina izaitsizy: Noaboaboina eran' ny tanàna ny mpandresy
¶ asondrotra, akarina: Mandry rano loatra io tapenaka io ka aboaboy kely [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to be exalted, to be elevated [Richardson 1885]
Définition française qu'on vante, qu'on exalte [Abinal 1888]
Exemples Noaboaboina eran' ny tanàna ny mpandresy [Rajemisa 1985]
Morphologie 
aboaboina
aboaboiko
aboaboinao
aboaboiny
aboabointsika
aboaboinay
aboaboinareo
noaboaboina
noaboaboiko
noaboaboinao
noaboaboiny
noaboabointsika
noaboaboinay
noaboaboinareo
hoaboaboina
hoaboaboiko
hoaboaboinao
hoaboaboiny
hoaboabointsika
hoaboaboinay
hoaboaboinareo
aboaboy

2017/05/20