Entrée | abetroka (betroka) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Atao mibetroka; avontirika feno fandrahonana: Aza abetroka tahaka izao ny masonao fa mampatahotra [1.1] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Anagrammes | abetroka, boretaka, traokabe |
Mis à jour le 2023/01/05 |