|
|
|
|

Entrée (1/2)1  tsolotra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Vola omena olona mba hitaomana azy tsy hanao araka ny adidiny: Raran' ny lalàna ny mandray tsolotra ~ Ireo mpandray tsolotra dia nomena anarana hoe "lava tanan' akanjo" [1.1]
Explications en anglais  4  a bribe [1.7]
Explications en français  5  pot-de-vin; dessous-de-table [1.8]
Analogues  6  Gaka, kolikoly, tranon' afokasoka

Entrée (2/2)7  tsolotra
Partie du discours  8  nom
Explications en malgache  9  Fandrosoana sy fihemorana miverimberina. [1.1]
Explications en français  10  action d'avancer et de reculer comme le dard d'un serpent [1.3]
Dérivés 
11  Noms :
Synonymes  12  tsolotsolotra
Mots composés 

Anagrammes  14  lotsotra, tsolotra

Mis à jour le 2023/08/11