|
|
|
|

Entrée1  Taisaka
Partie du discours  2  nom propre (ethnonyme)
Tous les mots composés 
Explications en malgache  6  [1.1]
7  [Antaisaka] Foko lehibe amin' ny morontsiraka atsimo atsinanana, monina amin' ny tany voafaritr' i Mananivo, avaratra; Itomampy sy Ionaivo, andrefana; ary lavibola, atsimo. Mizara ho zana-poko vitsivitsy ny Antaisaka, izay mitsinjara ho fianakaviana maromaro indray atao hoe kibory, Tanàndehiben' ny Antaisaka: Vangaindrano, Midongy atsimo
Explications en français  8  [1.5]
9  [Antesaka] population du sud-est de Madagascar, qui habite entre les rivières Mananivo et Iavibola (ville principale: Vangaindrano)
Exemples  10  [2.508] Tokony tamin' ny 1788 dia nisy ady nifanaovan' ny Zafisoro sy ny Antaisaka.
11  [2.382#131] From the northern point of Madagascar down to the bay of Antongil the people appear to be allied to the Sakalava, but south of that bay come in succession the Betsimisaraka (of whom there are two chief divisions called respectively Anteva and Vorimo), the Betanimena (a little more inland), the Taimoro, the Taifasy, the taisaka, the Tanosy, and the Tandroy, who reach down towards Cape St Mary, the southernmost point of Madagascar.
Vocabulaire  12  Histoire: clans, tribus
Autres orthographes  13  antaisaka, antesaka, tesaka
Tableaux et planches  14  Mots du dialecte

Anagrammes  15  atsakay, atsiaka, Taisaka, tasiaka

Mis à jour le 2025/08/10