|
|
|
|

Entrée1  raba
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fandehandehanana atsỳ sy arỳ tsy misy fieritreretana, tsy misy kitotony; fanaovan-javatra tsy amim-piheverana, kitoatoa [1.1]
Explications en français  4  action d'aller, de marcher, d'agir sans réflexion, sans ordre [1.3]
Dérivés 
5  Noms :
Synonymes  6  rabaraba
Mots composés 

Anagrammes  8  bara, Bara, raba

Mis à jour le 2023/08/12