|
|
|
|

Entrée1 peta-drindrina
Mots élémentaires  2petaka, 3rindrina
Partie du discours  4 locution
Explications en malgache  5 (taloha) nilazana ny saridiseza amin' ny trano [1.1]
6 [petadrindrina] (ankehitriny) taratasy apetaka amin' ny rindrina misy filazana ho an' ny be sy ny maro [1.1]
Explications en anglais  7 A wainscot. See saridiseza [1.2]
Explications en français  8 affichage [1.13]
Exemples  9 Eny amin' ny arabe, na aiza na aiza, misy petadrindrina maneso ireo relijiozy lahy sy vavy. [1.369#]
10 Ny volana febroary dia efa nasiana petadrindrina lehibe tamin' ny toerana nanavanana teo an-tanàna. [2.356#]

Mis à jour le 2025/09/12