|
|
|
|

Entrée (1/4)1  misaka
Radical  2  saka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Maka, mihalotra (foza na orana) amin' ny tanana ao anaty lavany [1.1]
Exemples  5  Fanalana andro ny ankizy ny fanondrahana anana isan' andro tsy tapaka ka ahazoany maisambo-tsikovoka sy misaka pirina amin' ilay dobokely fakan-drano. [2.470]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :

Entrée (2/4)10  misaka
Radical  11  saka
Partie du discours  12  verbe actif
Explications en malgache  13  Mandray (lehilahy) amin' ny ankasarotany raha miady aminy [1.1]
Exemples  14  Mahavita misaka na manosika ny olona raha tiany. [2.472]
Morphologie 
15  Présent :
16  Passé :
17  Futur :
18  Impératif :

Entrée (3/4)19  misaka
Partie du discours  20  verbe actif
Explications en malgache  21  milaza [Taisaka] [1.78]

Entrée (4/4)22  misakà
Radical  23  saka
Partie du discours  24  impératif du verbe actif misaka [Liste complète]
Explications en malgache  25  [1.1]
Explications en français  26  [1.3]

Anagrammes  27  akasim, asimak, ikasam, isakam, kamasy, kamisa, kasaim, makasy, masaky, masika, mikasà, mikasa, misaka, misakà, sakaim, samaky, simaka

Mis à jour le 2020/07/31