Entrée (1/2) | 1 mihodinkodina |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 hodinkodina |
Exemples |
4 [2.4] I Vola io aza izao ohatra ny mihodinkodina ny fahitako azy.
|
Morphologie |
|
Tous les mots composés |
|
Proverbes | 9 Proverbes contenant le mot mihodinkodina |
Entrée (2/2) | 10 Mihodinkodina |
Partie du discours | 11 nom propre (titre de poème) [Liste complète] |
Mots élémentaires | 12 mihodinkodina |
Vocabulaire | 13 Littérature: poèmes |
Auteur |
14 Mahaleo |
Texte complet |
15 Mihodinkodina leitsy an! Ity tanintsika ity Mba mahaiza fetsifetsy an! Sao ialahy dia mikodia Misy ambony misy ambany an! Fombany ihany io lery e! Izay mirodana aoka ho any an Hikorisa, hikodia e Izay mirodana aoka ho any an Hikorisa, hikodia e 16 Ts’iza hono izy fa akama ! Niara-niaina tamin’i ty Tanaty fotaka malama Tanaty trano fatim-by Resabe avokoa Ny tabataban-dry zalahy e! Mody hoe hanao soa Kanjo hitsentsitra an’ialahy e! Mody hoe hanao soa Kanjo hanaikitra an’ialahy 17 Nony azony ny toerany Mikarama vola be Ny sakafonao no ferany Izy anie ka be kile Eo ialahy vao midanaka Hoe tena dadany ilay aka Nefa ialahy efa voadaka Lôvy tsy nahazo laka Nefa ialahy efa voadaka Fa lasan’olona ny laka |
Anagrammes | 18 Mihodinkodina, mihodinkodina |
Mis à jour le 2025/09/13 |
![]() |