|
|
|
|

Entrée1  miaritra (aritra)
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  Mizaka izay mahazo: Miaritra ny hanoanana
4  Mihafy sy mitozo amin' ny fahasahiranana ka tsy mety ketraka: Miareta amin' ny fianarana fa izany no hahazoana vokatra any aoriana [1.1]
Explications en anglais  5  to endure [1.2, 1.7]
6  to sustain, to bear with, to bear. [1.2]
7  to suffer [1.7]
Explications en français  8  supporter, endurer [1.8]
Exemples  9  Saingy matahotra, mahalala fa tsy afa-mihetsika, ka dia miaritra mangina eo fotsiny. [2.472]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  15  Proverbes contenant le mot miaritra

Anagrammes  16  miaritra, miriatra

Mis à jour le 2023/01/20