|
|
|
|

Entrée1  Masikoro
Partie du discours  2  nom propre (ethnonyme)
Explications en malgache  3  [1.1] Zanapoko sakalava andrefana, aty amin' ny aty tany, mifanindrana amin' ny Vezo izay mitoetra amin' ny morontsiraka, mivelona indrindra amin' ny fiompiana sy ny fambolena
Explications en français  4  [1.19] [Tankarana] habitant de l'intérieur.
5  [1.5] nom d'une population du sud-ouest de Madagascar (ville principale: Toliary)
Exemples  6  Izay no nahatonga ilay anarana hoe Vezo sy ny masikoro. [2.606#176]
7  Ny masikoro na Antifiherenana no foko lehibe ao Fiherenana. [2.508#95]
Vocabulaire  8  Histoire: clans, tribus
Analogues  9  sakalava, vezo
Titres  10  Contes Masikoro (Andrianirinarivo F.Q.)
Citations  11  Textes citant Masikoro
Tableaux et planches  12  Mots du dialecte

Anagrammes  13  akorosim, kiro-maso, Masikoro, misoroka

Mis à jour le 2020/07/31