Entrée | 1 maneho |
Radical | 2 seho |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mamboraka mba ho hita, mampiseho (raha zavatra ara-tsaina na ara-panahy no lazaina): Maneho fahendrena izany fihetsika izany ~ Tonga izahay, tompoko, haneho fiaraha-miory aminareo |
Explications en anglais |
5 [1.7] to exhibit, to display |
Explications en français |
6 [1.8] montrer, exhiber 7 [1.13] présenter, montrer, faire apparaître, exhiber, représenter, révéler |
Exemples |
8 Ny tapatapany amin' ny tantaram-pirenena iankinan' ity lahatsoratra ity dia maneho zava-marina avokoa. [2.472] 9 maneho ny hatavin' ny fanasana mbamin' ny ranondolana isodihan' ny menaka. [2.470] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 14 |
Mis à jour le 2025/01/21 |