|
|
|
|

Entrée1  manaram-po
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  Manao danin' ny kibo [1.1]
Explications en anglais  4  To indulge in anything to one's entire satisfaction. Used with a good meaning as well as a bad one. [1.2]
5  To indulge to one's full satisfaction [1.7]
Explications en français  6  Suivre ses goûts, se satisfaire [1.8]
Exemples  7  Ary tsy mahagaga raha feno olona mirombaka sy manarampo amin' ny ratsy ary manitsakitsaka ny namany ny taninfsika ankehitriny. [1.317#]
8  Fa mividy kosa aho, raha tondraka ny entana ka vitsy ny mpila, satria mitambotsotra ny vidiny ary mahazo manarampo mifidy ny tsara aho, satria vitsy ny mpividy. [2.5#]
Mots élémentaires  9  manarana, fo
Mots composés 
Proverbes  11  Proverbes contenant le mot manaram-po

Anagrammes  12  mampañaro, manaram-po, mpanamaro, mpanamora

Mis à jour le 2023/08/11