|
|
|
|

Entrée1  malia (lia)
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  Mora tapaka na vaky: Volotara malia [1.1]
4  Matahotra [1.78]
5  Kanosa, saro-tahotra, kabaosy [1.78]
6  Kamo [1.78]
Exemples  7  Ny aina malia, mora vaky, tsy hita izay hahalasanany. [2.436#]
8  Raharaham-panjakana no n toeràny teto, nefa ny Fiangonana Malagasy dia malia. [2.649#]
Analogues  9  Marefo, makiana.
Mots composés 

Anagrammes  11  malia, miala

Mis à jour le 2023/08/11