|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mahabibo
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Karazankazo izay ny voany fanao amin' ny tombokavatsy mba hahamainty azy [Sakalava] [1.1]
4 (Anacardium occidentale) hazo fonentana, lava misandrahaka ny sampany, lehibe sady mafy toto ny raviny, mavo manopy mena ny voany. Avy any Amerika atsimo ary dia niitatra any amin' ny ankamaroan' ny faritra tropikaly. Ny Arabo no nampiditra azy teto Madagasikara tamin' ny taonjato faha-18, any amin' ny faritra atsinanana sy any avaratra andrefana mafana sy mando no be azy... [1.62]
Explications en anglais  5 the cashew tree; its nut [1.7]
Explications en français  6 anacardier, produit la noix de cajou koroso [Tankarana] [1.19]
7 l'anacardier; sa noix [1.8]
8 (déformation fréquentes de mabibo). Anacardium occidentale L. (Anacardiaceae).
9 Arbre d'origine américaine, diffusé dans tout l'Océan Indien par les navigateurs portugais. [Sakalava] [1.196]
Vocabulaire  10  Botanique
Autres orthographes  11 mabiba, mabibo, mahabiba
Synonymes  12 koroso
Tous les mots composés  13 Mahabibo
Nom scientifique 

Entrée (2/2)15  Mahabibo
Mots élémentaires  16 mahabibo
Partie du discours  17  nom propre (toponyme) [Liste complète]
Vocabulaire  18  Géographie: agglomérations

Anagrammes  Mahabibo, mahabibo, 19 mibaboha

Mis à jour le 2025/11/21