| Entrée (1/2) | 1 manadidy | 
| Radical | 2adidy | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 
4 Manome tsiny, maniny: Tsy afaka hanadidy ahy ianao satria tsy nahalala velively izany aho [1.1] 5 [mañadidy] manome tsiny [Sihanaka] [1.78]  | 
| Explications en anglais | 
6 To blame, to censure, to criminate, to attach the blame arising from responsibility. In the provinces ady is used for adidy. [1.2] | 
| Explications en français | 
7 Blâmer, censurer: Aza manadidy olona foana (Ne blâmez pas les gens sans motif) [1.3] | 
| Exemples | 
8 ary nony manasa an-dRakotofotsy aho, manadidy Rakotomainty.
[2.69#] 
 9 Fetsy ny olombelona ka manadidy ny tononandro sy ny razana kanefa izy indrindra no tena tompon'antoka. [2.639#]  | 
| Morphologie | 
  | 
| Tous les mots composés | 14manadidy kabary | 
| Entrée (2/2) | 15 mañadidy | 
| Partie du discours | 16 verbe actif | 
| Explications en malgache | 
17 misakana, mandrara [Taisaka]
 [1.78] | 
| Morphologie | 
  | 
| Anagrammes | 22 dadimina, 23 mañadidy, manadidy, 24 mandidia | 
| Mis à jour le 2025/11/03 | 
 |