|
|
|
|

Entrée1 kômitỳ
Partie du discours  2 nom
Explications en malgache  3 [komitỳ] Antokon' olona vitsivitsy notendrena hiara-mihevi-draharaha na handinika toe-javatra iray [1.1]
Explications en anglais  4 [komìty] a committee [1.7]
Explications en français  5 [komitỳ] comité [1.3]
6 [komìty] comité [1.8]
Exemples  7 Dia ny tenako no notendren' ny Komity [2.356#187]
8 ny fametrahana ny komitim-paritra DPP eny amin’ireo Faritra [1.384#16]
9 Araka ny tetiandron' ny fifidianana natolotry ny Kaomity Nasionaly Mahaleotena momba ny Fifidianana (CENI) [1.384]
Morphologie 
10 Simple :
Autres orthographes  11kaomity
Analogues  12 vaomiera, 13 vaomiera
Tous les mots composés  14komitim-pahasalaman'ny mpianatra

Anagrammes  15 kômitỳ, 16 mikito, 17 mitoky

Mis à jour le 2025/10/08