Entrée koba
Partie du discours nom
Définition malgache Vary voatoto malemy dia malemy: Mbola koba ihany no hanin' io marary io
¶ Mofo vita amin' izany totom-bary izany: Tiako ny mofo koba misy voanjo
¶ Dity atao amin' ny totombary [Rajemisa 1985]
Définition anglaise flour; dough [Hallanger 1973]
Définition française farine; pâte [Hallanger 1974]
Définition française ¶ famolavolana koba: pétrissage d'une pâte [SLP 1986]
Vocabulaire 
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Koba, akondro, mofogasy no hozarainy ho an-janany. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 8]
2Nampombaina azy koa ny koba tsara toto voaharo diloilo ary ny divay. [Randzavola: Baiboly, page 265]
Citations 

Entrée koba
Partie du discours adjectif
Définition malgache Tsy afapanadinana: Koba Rakoto tamin' ny fanadinana ka nampalahelo. [Rajemisa 1985]

2014/06/02