Entrée hanona
Partie du discours nom
Définition malgache Trondron-dranomamy fatra-pandrapaka izay rehetra hitany, mahatratra an-jatony maro ny nifiny ary misy vombona matanjaka eo amin' ny lamosiny ambany, izay ahafahany miantoraka haingana amin' ny haza kendreny ho azo [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 

2015/09/07