Entrée | 1 fanontaniana |
Radical | 2 ontany |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Fanaovana teny mila setriny na valiny: Nanao fanontaniana ilay mpandaha-teny fa tsy nisy namaly ny mpihaino 5 Zavatra adinina amin' ny fanadinana: Fanontaniana efatra tamin' ny enina no voavaliny ka afaka izy 6 Fakana am-bavany, famotopotorana: Naharitra adiny telo ny fanontaniana an' Ray voampanga [1.1] |
Explications en anglais |
7 a question [1.2, 1.7] 8 interrogation [1.2] |
Explications en français |
9 l'interrogation, l'examen [1.3] 10 information [1.4] 11 question [1.8] |
Exemples |
12 Iza re no hamaly ny fanontaniana? [2.356#] 13 Napetrany ihany anefa ny fanontaniana: [2.470] 14 Izany no fanontaniana tokana manan-danja: [4.27] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Anagrammes | 19 fanontaniana, nifanatonana |
Mis à jour le 2023/06/14 |