| Entrée (1/3) | 1   F    f  | 
| Partie du discours | 2 nom (symbole) | 
| Explications en malgache | 3   Tarehintsoratra fahadimy ary renisoratra fahatelo amin'ny abidy malagasy, mitonona hoefi nafe. Miova ho p amin'ny fanakambanan-teny tsotra (latsaka-faka = latsa-paka), fa maty fotsiny kosa amin'ny famoronana matoantenin'ny mpanao mitovona man, izay tonga mam amin'izay: man + fototra = mamototra. [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   the fifth letter of the Malagasy Alphabet. It is sounded like f in father, or ff in off. When a word beginning with f is joined to another word ending in -na (or-ny), -ka, or -tra to make a compound word, the f becomes p, the -na becomes m, and the -ka or -tra is omitted, as: anaram-pody (anarana and fody); sitra-po (sitraka and fo); tongoparafara (tongotra and farafara). When the verbal prefix man- is joined to words beginning with f, the f is elided and the n becomes m, as mametra (man- and fetra). [1.2] | 
| Explications en français | 5   La cinquième lettre et troisième consonne de l'alphabet malgache. [1.3] | 
| Analogues | 6 abidy | 
| Tableaux et planches | 7   Les alphabets | 
| Article | 8 Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy | 
| Illustrations | 
 | 
| Entrée (2/3) | 9 f~ | 
| Partie du discours | 10 préfixe [Liste complète] | 
| Entrée (3/3) | 11   F  | 
| Partie du discours | 12 nom (symbole) | 
| Explications en malgache | 13   Singa mietona, fahasivy amin'ny fisokajiana miherina. [3.1] | 
| Explications en anglais | 14   Fluorine [3.1] | 
| Explications en français | 15   Fluor [3.1] | 
| Vocabulaire | 16 Chimie | 
| Tableaux et planches | 17   Table périodique | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |