|
|
|
|

Entrée1  esoina (eso)
Partie du discours  2  verbe passif
Explications en malgache  3  Tebahina, atao tsinontsinona: Matetika esoin' ny mpanankarenany mahantra 4  Harabina, vazivazina, ihomehezana: Tsy handalo eo intsony aho, hoy ilay mandringa, fa esoin' ireo ankizy ireo ataony hoe / Raha mandringa daholo ny tongotrao roa, dia ho toy ny an' ny olondrehetra ihany ny fandehanao [1.1]
Explications en anglais  5  to be scorned, to be mocked [1.7]
Explications en français  6  dont on se moque, qu'on raille [1.8]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :

Mis à jour le 2023/01/20