Entrée ejipsianina
Partie du discours nom ou adjectif
Explications en malgache Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Ejipta: Anisan' ny firenenana malaza hatramin' ny fahagolan-tany ny Ejipsianina
Momba an' i Ejipta na an' i Ejipta na avy any Ejipta: Resin' ny tafika israelianina tao anatin' ny henemana monja ny tafika ejipsianina tamin' ny ady voalohany nifanaovan' ny roa tonta [1.1]
Explications en anglais Egyptian [3.1]
Explications en français égyptien, égyptienne [3.1]
Vocabulaire 
Origine Français: égyptien.
Analogues  Ejipta

Mis à jour le 2020/07/31