|
|
|
|

Entrée (1/4)1  babay
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Kilalaon' ankizy izay manipy zavatra eny an-tanany hisavoana dia tantazany tsy ho latsaka
4 sady ataony hoe: "Latsaka i babay, tonga i babay". (Sarina tanisa). [1.10]
Explications en anglais  5 a children's game [1.2]
Explications en français  6 Nom d'un jeu d'enfants consistant à laisser choir quelque chose de la main et à le ressaisir dans la chute.
7 On dit en jouant : Latsaka babay, tonga babay. lit. Babay tombe, babay remonte [1.3]
Vocabulaire  8  Jeu
Tous les mots composés  9 latsaka babay, tonga babay
Proverbes  10  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/4)11  babay
Partie du discours  12  nom
Explications en malgache  13 Teny fanaovan' ny tambanivohitra sasany, fiovan' ny hoe "baba" (dada). [1.10]
14 renibe [Sihanaka] [1.78]
Explications en anglais  15 in the provinces it used for father. [Provincial] [1.2]
Vocabulaire  16  Rapports: famille

Entrée (3/4)17  babay
Partie du discours  18  interjection [Liste complète]
Explications en malgache  19 Tenim-piontanana, na fahataraina, ataon' ny olona izay voatendrin' ny manampahefana
20 hisambotra na hitana ny olona ahiahina ho namosavy. [1.10]
Explications en anglais  21 an expression of lamentation uttered by the officers appointed to seize those suspected of sorcery. [1.2]
Tous les mots composés  22 saro-babay

Entrée (4/4)23  Babay
Partie du discours  24  nom propre (toponyme) [Liste complète]
Explications en malgache  25 Tendrombohitra eo ankavian-dalana mankany Mojanga, andrefan' i Moriandro, sahabo 6 km. atsimon' i
26 Lovohitra. Mievotra eo afovoan' ny tany lamaka izy ; tomandavana mianavaratra sy mianatsimo, ary Babay
27 no anaran-tokana ilazan' ny olona azy. Misy tendrony efatra anefa izy: ny atsimo no avo indrindra, ary
28 mihaiva hatrany. Misy kirihitr' ala betsaka eny antenantenany eny :voafotsy no be amin' ireny,
29 sy ilay hazo mafy atao hoe famaho, karazan' ny harahara. Samy efa nonenan' olona ireo tendrony efatra
30 amin' i Babay. Ny atsimo indrindra dia atao hoe "Antampon' i Babay" : nonenan' izany olona natao hoe
31 "Ibabay" na "Ralaibabay" (asa na Sakalava na Vazimba izy io).
32 Ny tendrony manarakaraka dia "Ambohimanoro", nonenan' izay natao hoe Andriamanoro.
33 Ny fahatelo dia "Ambohimalemizaka", nitoeran' izany "Andriamalemizaka".
34 Ny tendrony fahefatra dia "Ambohitrandriana" ; io sisa misy mponina mandr ak' ankehitriny, ka ataon' ny olona hoe Babay.
35 Samy voahodidina hadivory avokoa izy efatra.
36 Fasana, fahitr' omby rava, ary vavahady mikorontana sisa hita eo amin' ireo telo atsimo.
37 Samy fonenana tsara anefa izy, satria sady manga rivotra no akaiky rano
38 (tra-toraka avy eo am-bavahady) ary mora iarovan-tena amin' ny fahavalo.
39 -- Misy farihy telo namboarina eo antenantenany andrefana, izay samy be kirihitr' ala mahafinaritra.
40 Ny lehibe indrindra dia "Andranosoa", tokony ho 150 m. ny lavany mianavaratra sy mianatsimo ary 80 m. ny sakany ;
41 be harefo sy trondro io. Ny roa kelikely avy dia eo ambony atsinanan' ity lehibe :
42 ankevitry ny samy 80 m. avy ny lavany ary 30 m. ny sakany : "Andranomizàna" sy "Andranonamboa" no anarany. ... [1.10]
Explications en anglais  43 a mountain in Imerina [1.2]
Explications en français  44 célèbre montagne au nord-ouest de l'Imerina [1.3]
Exemples  45  Lohavohitra, lasan' ialahy ! ka dia alai' ny ialahy indray i babay ! [2.48]
46  Tonga indray ny taratasin'ny Prime Minister nanao hoe : Mankanesa ao babay hianareo; [2.59]
47  Avaradrano : renivohitra : Ambohimanga, Antananarivo " : Alasora " : Ambohidratrimo " : Fenoarivo " : Lohavohitra sy babay " : Betafo sy Antsirabe. [2.113]
Vocabulaire  48  Géographie: monts, vaux
Proverbes  49  Proverbes contenant ce mot
Citations  50  Textes citant ce mot

Anagrammes  51 ababy, 52 Abiba, abiba, Babay, babay, 53 ibaba

Mis à jour le 2025/11/21