Entrée (1/8) | 1 ba |
Partie du discours | 2 conjonction |
Explications en malgache |
3 mba [Taisaka]
[1.78] 4 mba: Ñ'kamo mihinañ'akida ka ba maniry 'hodiny à? (ilay kamo homan'akondro ka mba mitsiry va re ny hodiny e?) [Tanala] [1.78] |
Explications en français |
5 marque l'interrogation [Taisaka]
[1.82] |
Tableaux et planches |
6 Toutes les conjonctions |
Entrée (2/8) | 7 ba |
Partie du discours | 8 nom |
Explications en malgache |
9 Fery, vay [Tanosy]
[1.78] |
Vocabulaire |
10 Santé |
Proverbes | 11 Proverbes contenant le mot ba |
Entrée (3/8) | 12 ba |
Partie du discours | 13 nom |
Explications en malgache |
14 Ny fingadonan' ny andalan-tononkalo, izay avy amin' ny toeran' ny tsindrimpeo amin' ny andalana tsirairay avy: Misy karazany roa ny ba, dia ny ba mingadona (ohatra Làpa) ary ny ba mitsaika (ohatra Tàratra) 15 Fomba fandrefesana ny feo amin' ny mozika: Ba efatra izany mozika izany [1.1] |
Explications en anglais |
16 bar in music [Eng. Bar.] [1.2] 17 a measure in music; time in music [1.7] |
Explications en français |
18 mesure en musique [1.8] |
Exemples |
19 Betsaka ny tanora mankafy ny Kalon'ny Fahiny: te hahafantatra sy hifehy ny ba Gasy [4.12] |
Vocabulaire |
20 Musique: (en général) |
Mots composés |
|
Proverbes | 22 Proverbes contenant le mot ba |
Entrée (4/8) | 23 ba |
Partie du discours | 24 nom |
Explications en malgache |
25 [frantsay bas] Karazan-tenondamba vita tanana na mima atao amin' ny kofehy volonondry izay ampifampidipidirina manara-dalàna amin' ny vin-korise na vim-ba: Manana akanjo ba mangamanga i Koto kely / Mahay manao ba ny vadin-dRabe 26 Fonon-tongotra rehefa atao anaty kiraro [1.1] |
Explications en anglais |
27 stockings, socks. [Fr. Bas] [1.2] 28 knitting [1.7] |
Explications en français |
29 [français bas] tricot [1.8] |
Vocabulaire |
30 Economie: vêtements |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Entrée (5/8) | 35 ba |
Partie du discours | 36 nom |
Explications en malgache |
37 Karazan' oviala misy vodiny boribory sahala amin' ny tavolo [Sakalava]
[1.1] |
Explications en anglais |
38 a shrub [Sakalava]
[1.2] |
Vocabulaire |
39 Botanique: arbre |
Entrée (6/8) | 40 ba |
Partie du discours | 41 nom |
Explications en malgache |
42 [frantsay banc] Hazo fisaka lavalava misy tongony, natao hipetrahana 43 Dabilio [1.1] |
Entrée (7/8) | 44 ba~ |
Partie du discours | 45 préfixe |
Explications en anglais |
46 a prefix joined to many roots, a balelaka [primary root lelaka] [1.2] |
Entrée (8/8) | 47 Ba |
Partie du discours | 48 nom (symbole) |
Explications en malgache |
49 Singa mivaingana, faha-56 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1] |
Explications en anglais |
50 Barium. [3.1] |
Vocabulaire |
51 Chimie |
Tableaux et planches |
52 Table périodique |
Mis à jour le 2024/09/07 |