|
|
|
|

Entrée (1/2)1  antily
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  antilimbohitra [1.1]

Entrée (2/2)4  antily
Partie du discours  5  nom
Explications en malgache  6  Antokon-jatovolahy katolika anaty fikambanana iray manam-pitsipika mikendry ny hanampy ny namana mandrakariva amin' ny fanaovaria asa mahasoa ary mianatra ny hahay manavia manavanana [1.1]
7  (Ny mifamaly amin' ny Antily, amin' ny antokom-pinoana protesta dia atao hoe tily fotsiny) [1.1]

Mis à jour le 2020/07/31