| Entrée | 1 antsojay | 
| Radical | 2 tsojay | 
| Partie du discours | 3 adverbe [Liste complète] | 
| Explications en malgache | 4   [M. Richardson manao ny fototeny nihaviany ho soja; M. Malzac kosa mihevitra izany ho tsojay; M. Callet indray manao izany ho tsoja; ny hevitry ny teny anefa dia iraisany ihany] amin' ny fikendrena hanararaotra faingana ny fotoana sy ny toe-javatra mety indrindra hamelezana na hanaovana; antsontsany [1.10] 5 [an-tsojay] amin-kalozana mihoa-pampana [1.1] 6 Fanararaotana ny fahadisoana kely mba hamelezana [1.1] 7 Fanararaotana ny fahadisoana kely ataon' ny hafa, iniana, na tsia, mba hanararaotana sy hamelezana azy: Tsy mba manao antsojay akory ny mpanabe, fa ny hanasoa mandrakariva ny ankizy no tokony hokendreny [1.65] | 
| Explications en français | 8   avec une sévérité outrée [1.3] | 
| Exemples | 9   Tsy izany ihany, fa anaovana antsojay ny fananan'ny Fiangonana tamin'ny fakàna an-keriny ny fitaovan'ny FJKM teny Alarobia
[4.12] 10 Tsy mba nomena ny toerana tokony hisy azy ny Indostria Malagasy fa toa an-jorombala lava, ampian’ny fingampingana samihafa sy ny antsojay eny rehetra eny. [4.39] 11 Mitady hiseho lany ao amin'ny tsenan'i Soamanatombo ny antsonjay atao amin' ny mpivarotra [4.7] | 
| Tous les mots composés | 12 manao antsojay | 
| Autres orthographes | 13 antsonjay, antsojay | 
| Proverbes | 14 Proverbes contenant ce mot | 
| Anagrammes | 15 Anjoatsy, 16 antsojay, 17 isan-jato, 18 Jonatasy | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |