|
|
|
|

Entrée1 Afrikanina
Partie du discours  2 nom ou adjectif
Explications en malgache  3 Ny fitambaran' ny firenena 41 tompon-tany any Afrika izay anisan' ny fizaran-tany lehibe dimy eto amin' izao tontolo izao: Mizara foko maro be ny Afrikanina
Mikasika an' i Afrika, momba an' i Afrika na avy any Afrika: Misy karazany anjatony maro ny teny afrikanina [1.1]
Explications en anglais  4 African, Africans [3.1]
Explications en français  5 Africain, africains, africaine, africaines [3.1]
Exemples  6 Any amin’ny firenena afrikanina tahaka an’i Senegaly, Mali, Repoblika Demokratikan’i Kongo, Liberia, ny firaisa-monin’ny olom-pirenena dia nandray ny andraikiny ary nikaon-doha momba ny harena an-kibon’ny tany [4.27]
Vocabulaire  7 Géographie: pays, peuples
Autres orthographes  8afrikana, afrikana
Analogues  9 afrika, 10 afrika

Mis à jour le 2025/11/02