|
|
|
|

Entrée sodina
Partie du discours nom
Explications en malgache Karazan-javamaneno tsofina, vita amin' ny volotsangana lavalava marotsaka, misy loadoaka; ireo loadoaka ireo no ivoahan' ny rivotra ka manome feo samihafa rehefa ampifandimbiasina tsindriana amin' ny tendron-drantsantanana
Maro ny anarana iantsoana ny sodina eto amin' ny Nosy: soly, sody, kitsody, antsody, kiatsody, antsodina, sobaba [1.1]
Explications en anglais A flute [1.7]
Explications en français Flûte [1.8]
Vocabulaire 
Exemples Ny fidobodoboky ny amponga sy feon-tsodina no manampy izany any ivelany. [2.470]
Article 

Entrée sodina
Partie du discours nom
Explications en français  [Betsileo, Merina, Tanala] Nom donné aux arbres et arbustes dont les rameaux se prêtent bien à faire des sortes de flûte champêtre ou pipeau. [1.196]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2025/04/28