| Entrée | sintobe | |
| Partie du discours | nom | |
| [Bezanozano] (dihy) mamindra intelo (mitsatotsatoka) mandroso, manao tahaka io koa mihemotra... ka ny rehetra: mifampitan-tsoroka milahatra iray tomandavana an-drirana (misy hatramin' ny roapolo no laharany iray, ka telo diany, dia tsy sosohana intsony). [2.245] | ||
| Exemples | Amin' ny dihy, dia ao ny trako, ny betatoato, ny vangaratra, ny mangoleda, ny tsiketraketraka, ny sintobe, ny elakelaka.
[2.245] | |
| Mis à jour le 2020/06/01 |
|