Entrée |
sakaiza
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Namana mifankazatra sy mifankatia amin' ny tena ka amborahana izay ao am-po sy izay manjo ny tena: Miaraka foana Ibalita sy Isambilo sakaizany Enti-milaza koa lehilahy sy vehivavy mifangala-pitia any amin' ny takona (matetika, amin' ity hevitra ity, dia ampiana ny mpamaritra hoe ratsy: sakaiza ratsy
[1.1]
|
Explications en anglais | A friend, a companion; used of the opposite sex it means a paramour [1.7]
|
Explications en français | Ami, compagnon; amant [1.8]
|
Exemples |
1 | Hitako, ambany aloka, ireo sakaiza.
[2.270]
|
2 | Hoy ny havana aman-tsakaizanareo eto Madagaskara
[2.649]
|
3 | dia mamangy ny rai-aman-dreny, sy ny lehibe, sy ny havana, sy ny sakaiza, dia manalitra vola jaka solombody akoho
[2.48]
|
|
Dérivés |
|
Entrée |
sakaiza
|
Partie du discours | nom
|
Explications en français | [Merina]
(au sens général : ami). Nom donné à un odi-tambavy, remède administré aux jeunes enfants. Voir aussi sakaizanankizy
[1.196]
|
Vocabulaire |
|