Entrée | resy | ||||||||||
Partie du discours | participe | ||||||||||
Voa tamin' ny ady na lalao fifaninanana: Resin' ny Fortior ny mpanao baolina avy tany Lesotho Maty (loka): Resy tamin' ny loka Rabe ka niozonozona tsy hamerina intsony Tsy nahazo rariny tamin' ny ady amin' ny fitsarana: Resy tamin' ilay ady lova Rakoto ka tsy manana na inona na inona intsony izao Tsy mahatohitra: Resin' alahelo izy Maty antoka: Alaovy ho anao valopolo io akoho io fa resy aho raha latsaka izany [1.1] | |||||||||||
Defeated conquered, overcome [1.7] | |||||||||||
Battu, conquis [1.8] | |||||||||||
Vaincu, qui a perdu sa valeur [1.196] | |||||||||||
Exemples |
| ||||||||||
Morphologie |
| ||||||||||
Dérivés |
| ||||||||||
Entrée | resy | ||||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||||
[Taisaka, Tanosy] noana [1.78] | |||||||||||
Mis à jour le 2023/05/29 |
![]() |