Entrée | ranombary tsy masaka | |
Partie du discours | locution | |
Mots élémentaires | ranombary, tsy, masaka | |
Explications en malgache | Anarana ilazana ny vola famangiana amin' ny fahoriana raha mbola eo am-bohitra ny faty no mamangy:
Avy manatitra ny ranombary tsy masaka, Tompoko [1.1] | |
Mis à jour le 2023/08/08 |
![]() |