|
|
|
|

Entrée mila (ila)
Partie du discours verbe actif
 Mitaky zavatra tsy azo avela: Mila rivotra ny zavamananaina mba hiainany
Mangataka: Mila hevitra aminao aho
Mitady: Mila ady amiko izy ~ Mila faty izay mandeha eto
Efa madiva, efa akaiky: Mila hianjera ity trano ity
Mitovy hevitra: manao antsongo ravina ~ mandranto ady ~ manenjan-tsandry ~ mihaika ~ mihantsy ady ~ miharana ady ~ mitoha ady [1.1]
 To want, to need, to ask, to beg, to get. Used only of the desire to get inanimate objects. If used of persons it has an immoral meaning. [1.2]
 To need; to ask for [1.7]
 Avoir besoin de; chercher; demander [1.8]
Morphologie 
Présent : mila
Passé : nila
Futur : hila
Impératif : milà

Entrée milà (ila)
Partie du discours impératif du verbe actif mila [Liste complète]
  [1.1]
  [1.3]

Mis à jour le 2023/06/14