| Entrée | mihiboka (hiboka) | ||||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||||
| Mihidy ao amin' ny toerana anankiray tsy mety mivoaka: Mihiboka ao an-trano ao tsy mety hivoaka izy Mijanona maharitra: Mihiboka ato amin' ny mangazay ato foana ny entana Mifantsika, voatana: Mihiboka amin' ny raharaha ao Rakoto [1.1] | |||||||||
| To be confined indoors [1.7] | |||||||||
| être consigné, rester à la maison [1.8] | |||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|