Entrée | miabily (abily) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Tsy manaja tena, miandevo fanahy, mivarina: Zanak'olo-mihaja io ianao ka dia miabily toy izao? Mifanahin 'adala, mifanahimbiby, lany henatra Mamoti-tena, izany hoe mivady tsy heny, mangaro fady [1.1] | |||||||||
To be in a base condition. Almost obsolete. [1.2] | |||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |