|
|
|
|

Entrée manararaotra (hararaotra)
Partie du discours verbe actif
 Mitombo mihalehibe, mihamafy: Hanararaotra io ferinao io ka tsaboy haingana
Mampiasa ny fahavoazan' ny sasany mba hanampiana trotraka izany: Aza manararaotra ny halemen' ny sasany mba hitarihana azy amin' ny ratsy
Mamonjy mitady tombony haingana raha misy zava-miseho sao tsy miverina intsony io zavatra io: Manararaota ny hatanorana, rankizy, mba hiasana betsaka fa rehefa antitra tsy afaka intsony.
Mitovy hevitra: manao kendry tohina ~ manao tsatoka ~ mandray vava latsaka ~ mively ny vy dieny mafana [1.1]
 To aggravate, to add to, to take the occasion of, as when following some one else and seeing him do something or take something, to steal and lay the blame on another. [1.2]
 To take advantage of [1.7]
 Profiter de l'occasion [1.8]
Exemples Tsinjo miverimberina eny koa ireo arom-pefiloha vita vodivato sy voatsato-kazo, ireo tanimboly manararaotra ny tany lonaka, ireo trano bongo mitokana naorina vonjy maika ho fiandrasam-boly. [2.470]
Morphologie 
Présent : manararaotra
Passé : nanararaotra
Futur : hanararaotra
Impératif : manararaota

Mis à jour le 2023/10/17