Entrée |
mampitombo
(tombo)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache |
[1.1]
|
Explications en anglais | Ny mampitombo : multiplication [1.7]
|
Explications en français | Ny mampitombo: la multiplication [1.8]
|
Explications en malgache | Manitatra [1.13]
|
Explications en français | Multiplier, augmenter [1.13]
|
Exemples |
1 | Fanjakana miaro sy mampitombo ny fananana.
[2.508]
|
2 | Mampitombo sy manamafy ny taolana, hono ireo.
[2.117]
|
3 | Ny hafanana mampitombo ny herin' ny faka hifoka likoida;
[1.357]
|
4 | Na izany aza dia mbola notsinian' ny manam-pahefana ho mampitombo be izahay.
[1.369]
|
|
Morphologie |
Présent : |
mampitombo |
Passé : |
nampitombo |
Futur : |
hampitombo |
|
|