Entrée |
kamo
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Tsy manana faharisihana hanao fa toa valabalaka ny saina na ny tena: Matetika mitana ny laharana farany ny mpianatra kamo. (Tsy dia azo lazaina mandrakariva ho malaina ny kamo, satria mety mba tahanao asa ihany izy, saingy tsaroany sasatra na trotraka ny tenany).
[1.1]
|
Explications en anglais | Lazy; lacking in appetite [1.7]
|
Explications en français | Paresseux; qui n'a pas d'appétit [1.8]
|
Exemples | -- Ity leitsy kamo a!
[2.470]
|
Dérivés |
|
Entrée |
kamo
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Bozaka aolanolana atao toa mahazaka makadiry manefitra ny vary tsy hikasika ny aty rindrin' ny lavabary [1.1]
|
Synonymes | |
|