Entrée |
zotra
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fandeha mahitsy tsy mivilivily, mandroso sy mitohy hatrany Enti-milaza antokom-piara mpitatitra olona anankiray manana lalana voasoritra falehany:
Ny zotra faha-22 ~ Ny lamasinina zotra Antananarivo-Toamasina [1.1]
|
| Ny aleha, ny hitsy [1.13]
|
Explications en français | Action d'aller, de marcher, de filer droit [1.3]
|
| Direction [1.13]
|
Exemples |
1 | Zotra hiany koa no nandehanako teny Anosibe.
[2.4]
|
2 | Isaky ny zotra indray, misy gara am-polony maro, gara kely, gara lehibe.
[2.356]
|
|
Morphologie |
Simple : |
zotra,
zotram-,
zotran-,
zotran' |
Préfixée : |
-jotra,
-jotram-,
-jotran-,
-jotran' |
|
|